|
|
|
|

Teny iditra1  dihy valotra
Singan-teny  2 dihy, 3 valotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 dihy nampianarin' ny vazaha ka nalaza fahizay tao an-dRova, nisy karazany maro, toy ny Vorombola, Toamasina, Manjakamiadana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12