|
|
|
|

Teny iditra1  dikidiky
Fototeny  2 diky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 rikoriko [Tanala] [1.78]
5 Hasosorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 vexation, annoyance. See sosotra, tezitra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 dégoût, déplaisir, ennui [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Ontam-po
Tovy hevitra  13 diky, sosotra, tezitra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  dikidiky, 15 kididiky, 16 kidikidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02