|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahadikidiky |
| Fototeny | 2 dikidiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
5 Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to vex, to annoy, to worry
[1.2] 7 to cause distaste, to disgust [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 vexer, dégoûter
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve?
[2.298#]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|