|
|
|
|

Teny iditra1  dilana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lempona na keoka eo afovoany; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy [1.1]
4 lempona lalina sady ety anelanelan'ny havoana roa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the slender and middle part of any long thing, as a chandelier, a cup, a defile in a mountain, a gorge, or a forest; small in the middle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 couloir
7 encoche, étranglement [1.13]
8 Étranglement, traces que laissent les lianes sur les troncs autour desquels elles s'enroulent: hazo voadilana. [Merina] [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 9 amin' io teny io

Fivaditsoratra  dilana, 24 ladina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09