Entry (1/5) | 1 dilatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [1.1] 4 nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [1.13] |
Explanations in English |
5 sedimentary deposits of earth [1.2] |
Explanations in French |
6 alluvion flottée, limon [1.13] |
Examples |
7 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra.
[2.470#]
|
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Vocabulary | 9 Geography: (in general) 10 Economy: agriculture |
Analogs | 11 angondilatra, tanydilatra |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Entry (2/5) | 13 dilatra |
Part of speech | 14 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
15 Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/5) | 17 dilatra |
Part of speech | 18 adverb [Full list] |
Explanations in English |
19 almost, nearly [Provincial]
[1.2] |
Entry (4/5) | 20 dilatra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 holapery [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary | 23 Health |
Entry (5/5) | 24 dilatra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 (de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré). Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ). Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir birana). Bois dur mais peu employé. [Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary | 27 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 28 dilatra, 29 laditra |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |