|
|
|
|

Teny iditra1  dilotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 Grincement, son strident ; friction, frottement [1.3#104]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  23  Feo

Fivaditsoratra  dilotra, 24 loditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19