| Entry | 1 fidilorana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 dilotra |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina |
| Synonyms | 5 fidilotra |
| Anagrams | 6 fidilorana, filodirana |
| Updated on 2025/07/29 |
|