|
|
|
|

Entry1  dimby
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io
Explanations in English  16  [1.2] succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka
17  [1.7] a successor, a replacement
Explanations in French  18  [1.8] successeur, remplaçant
19  [1.196] Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement.
Examples  20  [2.245] dimby hajan' ny voninahitra io.
Vocabulary  21  Botany
Proverbs  22  Proverbs containing the word dimby

Updated on 2025/08/10