|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimiventisivoamena |
| Singan-teny | 2 dimy, 3 venty, 4 voamena |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Anaram-bola madinika fahiny izay dimy amby telopolo ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[dimy venty sy voamena]
7 two-pence plus a sixth
[1.2] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|