Entry | 1 dinihina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 dinika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany |
Explanations in English |
10 [1.2] to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished 11 [1.7] to be closely examined |
Explanations in French |
12 [1.3] qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) 13 [1.8] qu'on examine de près |
Examples |
14 [2.332#] Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. 15 [1.369#] Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? 16 [2.643#] Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word dinihina |
Anagrams | 18 danihiny, dinahiny, dinihina, hadininy, hanidiny, hidinany, nahidiny, nihidian |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |