|
|
|
|

Entry1  dinta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Explanations in English  4  a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
5  a leech [1.7]
Explanations in French  6  sangsue [1.8]
All compound words  7  6 combinations of this word
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Analogs  9  dintamborona, dintanala, dintandrano
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 danty, 12 dinta, 13 ndaty

Updated on 2025/10/08