|
|
|
|

Entry1  ditsika
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso
Explanations in French  10  [1.19] [Tankarana] poussière dans l'oeil.
11  [1.3] Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal
Other spellings  12  ditsoka
Synonyms  13  dintsika
Proverbs  14  Proverbs containing the word ditsika

Anagrams  15  aditsik, atsidik, ditsaky, ditsika, katsidy, tsidika

Updated on 2025/08/10