|
|
|
|

Entry (1/2)1  divay
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro
Explanations in English  5  [1.7] wine
Explanations in French  6  [1.8] vin
Examples  7  [2.285#] Omeo divay izahay!
8  [2.113#] Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy.
Vocabulary  9  Economy: food
Article  10  Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)11  divay
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Karazan-kazo salasala
Explanations in French  14  [1.1] Ketmie oseille
15  [1.196] (du français « du vin »).
Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [Sakalava]
Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Betsimisaraka]
16  [Bezanozano]
17  [Tanala]
Vocabulary  18  Botany
Scientific name 

Anagrams  20  adivi, diavi, divai, divay, vidia

Updated on 2025/08/10