|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dobohana |
| Fototeny | 2 doboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on fait retentir, résonner
[1.3] |
| Ohatra |
6 Nodobohany totohondry ny lamosiko
[1.1]
7 Aza dobohanao tahaka izany ny ngorondon-kazo (Ne faites pas ainsi résonner le plancher) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 dobofana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|