|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dokadoka
Fototeny  2 doka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif de doka [1.5]
Ohatra  5  Tahaka ny tsy henon-dRainitondro akory ny dokadoka natao an-janany. [2.470]

Teny iditra (2/3)6  dokadoka
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza firobonan-javamaniry maitso sy milenodenoka fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 luxuriant, de belle venue, en parlant de la végétation [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)14  dokadoka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (l'adjectif dokadoka a pour sens général : luxuriant, dont la croissance est très active). Nom donné à des plantes à croissance rapide. Notamment :
17 Hibiscus ferrugineus Cav. (Malvaceae). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 dakodako, dokadoka, 21 kodakoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09