|
|
|
|

Entry1  midokadoka
Part of speech  2  adjective
Root  3  dokadoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany
Explanations in French  5  [1.3] pousser luxurieusement
Examples  6  [2.59] nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.

Anagrams  7  midokadoka, mikodakoda

Updated on 2025/07/29