|
|
|
|

Teny iditra1  domohina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika
4 ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe
5 Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
6 Voromailala dia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
8 pigeon sauvage [1.13]
Ohatra  9  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
10  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
11  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Voambolana  12  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  13 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy
Mpanahaka  14  pakatova, 15  voromahailala
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17