|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 dona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a shock, a blow, a knock
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 coup, choc
[1.8] |
| Ohatra |
6 dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 22 dondona |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 24 dona |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 terme de jeu au domino: passe
[1.3#114] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Kilalao |
| Teny iditra (3/4) | 30 dona |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 anguille. Cf. tòna.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 33 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (4/4) | 34 dona |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina
[1.1] |
| Voambolana | 37 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tsipelina hafa | 38 tona |
| Fivaditsoratra | 39 Ando, ando, dona, 40 ndao, 41 Noda, 42 onda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|