Entry (1/3) | 1 mandòna |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 dona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano |
Explanations in English |
9 [1.7] to soak |
Explanations in French |
10 [1.8] tremper |
Entry (2/3) | 11 mandòna |
Part of speech | 12 active verb |
Root | 13 dona |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tambahoaka]
manomboka 22 [1.1] Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina |
Explanations in English |
23 [1.7] to knock, to strike |
Explanations in French |
24 [1.8] frapper, battre, heurter |
Examples |
25 [2.499#] Injao koa misy mandona ao am-baravarana. 26 [2.470#] Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. |
Entry (3/3) | 27 mandonà |
Part of speech | 28 imperative of active verb mandòna [Full list] |
Root | 29 dona |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] |
Anagrams | 31 andoman, andonam, mañando, manando, mandano, mandaño, mandona, mandòna, mandonà, nadonam, nandoma, naondam, ondanam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |