|
|
|
|

Teny iditra1  donaina
Fototeny  2 dona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anadino, 11 andaino, 12 andanio, 13 andoany, Andoany, 14 anindao, 15 aondany, donaina, 16 idonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27