|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -dongy
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe longy
Ohatra  3  Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana; [2.996#]

Teny iditra (2/3)4  dongy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany!
7 Ditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 bouderie, obstination [1.3#115]
Ohatra  9  Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/3)17  dongy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Sakalava] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19