|
|
|
|

Teny iditra1  donika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 tumeur au-dessous des oreilles [1.3, 1.54]
Voambolana  5  Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 ankody, 7 dokany, donika, 8 kidona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19