Entry | 1 donotra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 dotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] voadotra, dorana, levonina amin' ny afo: Nodonotra ny fitafian' ilay matin' ny areti-mifindra |
Explanations in French |
8 [1.3#116] brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) |
Synonyms | 9 voadotra |
Anagrams | 10 atondro, donotra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |