|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahamaizana amin' ny afo
4 Fahaporetana [1.1]
Tovy hevitra  5 doro

Teny iditra (2/2)6  dotra
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19