|
|
|
|

Teny iditra1  doro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsolo; fampirehetana, fanaovana izay hahamasaka na hahakila zavatra: Doro tanety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 burning, setting on fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de mettre le feu [1.3, 1.8]
6 action de brûler, d'incendier, de carboniser, de faire cuire [1.3]
7 action de mettre le feu à la brousse, d'incendier les prairies pour faire repousser l'herbe. [1.196]
Ohatra  8  Adin' ny zanaky ny mpirafy, ady lova, halatr' omby, doro trano, dia inona koa. [2.528]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  18 dotra
Mpanahaka  19  oroana
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  doro, 21 rodo, Rodo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21