|
|
|
|

Entry1  efaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  efa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory
Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io
Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany
Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra
Explanations in English  10  [1.7] to be accomplished
Explanations in French  11  [1.3] Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue
12  [1.8] qu'on termine
Proverbs  13  Proverbs containing the word efaina

Anagrams  14  efaina, efanay, iafena, iefana

Updated on 2025/08/10