|
|
|
|

Teny iditra1  efamira
Singan-teny  2 efatra, 3 mira
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Velarana misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra; sary efa-joro mitovy ny lafiny efatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 carré [1.13]
Voambolana  7  Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  efamira, 8 Efraima, 9 miafera, 10 miefara, 11 Refaima

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11