|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ehina |
| Fototeny | 2 eka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 terena
5 vorina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be collected, assembled, brought into close contact.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Noehina ny tany talohan' ny nananganan-trano
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 aihina |
| Fivaditsoratra | 13 ehany, ehina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|