|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  eka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 eny [Tambahoaka, Bara, Tanala, Tanosy] [1.78]
4 eny, marina [Taimoro] [1.78]
5 eny [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 yes! precisely! it is true. Used in expressing approbation. See eny [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 oui [Taisaka] [1.82]
8 oui, c'est bien cela. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  9 ekany, eky, heka

Teny iditra (2/2)10  eka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  12 provincial for aika, compact, close [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tsipelina hafa  18 aika

Fivaditsoratra  19 ake, eka, 20 kae, 21 kea

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19