| Entry | 1 ekoatorianina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina |
| Explanations in English |
4 [3.1] Ecuadorian, Ecuadoran |
| Explanations in French |
5 [3.1] équatorien, équatorienne |
| Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
| Analogs | 7 ekoatera |
| Anagrams | 8 ekoatorianina, ikaontianareo |
| Updated on 2025/07/29 |
|