Entry | 1 eladrano |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 elaka, rano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy 5 [1.13] karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina |
Explanations in French |
6 [1.3] [ela-drano] mica 7 [1.13] mica |
Vocabulary |
8 Geology |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |