|
|
|
|

Teny iditra1  eranky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray eranky na hoe voantondro iray [1.1]
Tovy hevitra  4 anky

Fivaditsoratra  5 an-kery, eranky, 6 kareñy, 7 rekany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12