|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 anky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tranainy kokoa noho ny anky
[1.10#A309] 4 Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La largeur d' un doigt
[2.415] |
| Ohatra |
6 Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky.
[2.436#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Toerana |
| Tsipelina hafa | 9 ankihy |
| Tovy hevitra | 10 eranky, voantondro |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 anky |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 tondro, ankibe (rantsana)
[Bezanozano]
[1.78] |
| Voambolana | 15 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 17 anky |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien-->
20 katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [Vezo] [1.68] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 31 anky |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy.
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | anky, 36 kina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|