|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  fa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatra

Teny iditra (2/7)3  fa~
Sokajin-teny  4  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/7)5  fa
Sokajin-teny  6  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 but [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 mais [1.8]
Mpanahaka  10  kanjo, 11  nefa, 12  saingy
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (4/7)14  fa
Sokajin-teny  15  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 for, therefore, because, that.
18 Tandremo, fa masiaka ny omby:
19 take care, for the ox is fierce.
20 Be, fa mangidy: much but bitter.
21 Milaza fa handeha izy:
22 he says that he will go. [1.2]
23 for, therefore, because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 car. Tsy nianatra izy fa narary:
25 il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
26 car, parce que [1.8]

Teny iditra (5/7)27  fa
Sokajin-teny  28  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  29 déjà [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Teny iditra (6/7)30  fa
Sokajin-teny  31  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  32 efa [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  33 a contraction of efa [Provincial] [1.2]

Teny iditra (7/7)34  fa    
Sokajin-teny  35  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  36 Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana  37  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  38  do, 39  la, 40  mi, 41  re, 42  si, 43  sol
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17