|
|
|
|

Entry (1/3)1  kanjo
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Derivatives 
3  Adverbs :
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay
5  [2.69#]
Explanations in French  6  [1.3#308, 1.5#165] cependant, au contraire
7  [1.5#165] malheureusement
8  [1.12] mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt)
Examples  9  [2.69#] Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala
10  [2.528#] kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny
11  [2.296#] kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga
Analogs  12  fa, kango, kinanjo, nefa, saingy

Entry (2/3)13  kanjo
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15  [1.2#314] Provincial for akanjo
Vocabulary  16  Botany: grass

Entry (3/3)17  kanjo
Part of speech  18  noun
Explanations in English  19  [1.2#314] a trailing herb, Ipomea s
Vocabulary  20  Botany: grass
Scientific name 

Anagrams  22  jonka, kanjo

Updated on 2025/08/05