Entry (1/2) | 1 fanoroana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 toro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanondroana; fampahafantarana, filazana |
Examples |
5 [1.357#] Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 7 fañoroana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 [1.13.fr#63] combustion, oxydation |
All compound words |
|
Vocabulary | 12 Chemistry |
Synonyms | 13 fandoroana |
Anagrams | 14 fanoroana, fañoroana |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |