Entry | 1 fadimbolana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana 4 [1.13] [fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy |
Explanations in French |
5 [1.13] règles, menstruations, menstrues |
Vocabulary |
6 Biology |
Elementary words | 7 fady, volana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |