Entry | 1 fadintseranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fadin-tseranana] haba aloa eo amin' ny seranana amin' ny entana midina eo 4 [1.1] Vola alaina amin' ny varotra atao amin' ny seranana na amin' ny zavatra mandalo eo aminy. (anarana nomen-dRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon' ny tokotany ny fadiny) |
Explanations in English |
5 [1.2] [fadin-tseranana] Customs dues. |
Explanations in French |
6 [3.1] la douane, les douanes |
Examples |
7 [2.366#206] Ary raha ny fadin-tseranantsika roa tonta hampitovina 8 [2.508] ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja. 9 [1.384] |Fametrahana ny zo fampiharana ny fifanarahana ara-padintseranana amin' ny olon-kafa mpitazona ny entana mba hanerena azy ireo hanatanteraka 10 [1.38] koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany. 11 [4.27] Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa. |
Elementary words | 12 fady, seranana |
Morphology |
|
Article |
15 Randzavola: fadintseranana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |