|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fadiranovana |
| Singan-teny | 2 fadirana, 3 ovana |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe
6 olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 infortuné, misérable au dernier point
[1.3] |
| Ohatra |
8 Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny.
[2.472]
9 Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 11 fadirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|