|
|
|
|

Entry (1/4)1  ovana
Root  2  ova
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1]
Examples  5  Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
6  Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  fadirana ovana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/4)13  ôvana
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156]
Explanations in French  16  [ovaña] noyau [1.13.fr#160]
Vocabulary  17  Physics

Entry (3/4)18  ovana
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1]
Explanations in French  21  Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka] [1.196]
All compound words  22  6 combinations of this word
Vocabulary  23  Botany: (in general)

Entry (4/4)24  ovana
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano] [1.196]
Vocabulary  27  Botany
Scientific name 

Anagrams  28 avona, 29 ôvana, ovana, 30 vaona, vaoña, 31 voana

Updated on 2025/10/12