|
|
|
|

Teny iditra1  fahadimampolo
Fototeny  2 dimampolo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 fiftieth [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 cinquantième [3.1]
Ohatra  6  Matanjaka sy be sandry noho izy Ramanambeloma na dia eo amin' ny fahadimampolon' ny taonany eo ho eo aza. [2.470]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Tsipelina hafa  9 fahadimam-polo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02