|
|
|
|

Teny iditra1  fahafaty
Fototeny  2 faty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 manière de tuer, manière de mourir [1.3]
Ohatra  5  Toy ny fahafatin' ny tsy voafora no hahafaty anao, amin' ny tanan' ny hafa firenena [2.996]
6  Naniry koa mba ho faty toy ny fahafatiny izy, tahaka an-dRafaralahy Andriamazoto nanatrika , ny fahafatesan-dRasalama. [2.649]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9 mandra-pahafaty

Fivaditsoratra  fahafaty, 10 tafafahy, 11 tafahafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09