Entry (1/3) | 1 faty |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 43 words containing faty |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany |
Explanations in English |
12 [1.2] a corpse, death 13 [1.7] a corpse |
Explanations in French |
14 [1.3] un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) 15 [1.8] cadavre |
Examples |
16 [2.131] hazo va aho ka ho faty mahitsy? |
Vocabulary |
17 Biology 18 Health |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word faty |
Entry (2/3) | 20 faty |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho |
Explanations in French |
23 [1.3] perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) |
Entry (3/3) | 24 faty |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 [1.196] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [Sakalava]
|
Vocabulary |
27 Botany |
Anagrams | 28 faty, fita, tafi, tafi-, tafy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |