|
|
|
|

Entry1  fahafenoana
Part of speech  2  noun
Root  3  feno
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko.
Explanations in English  7  [1.7] fullness, completion
Explanations in French  8  [1.8] plĂ©nitude
Examples  9  [2.996] Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra,
Synonyms  10  hafeno, hafeno, hafenoana

Updated on 2025/07/29