|
|
|
|

Teny iditra1  fahakingana
Fototeny  2 kinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cleverness, quickness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 habileté, adresse [1.8]
Ohatra  7  Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany. [2.470#]
Tovy hevitra  8 fahakinga, hakinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12