|
|
|
|

Teny iditra1 hakinga
Fototeny  2kinga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho hakinga lehibe izy tamin' izany [1.1]
Tovy hevitra  5fahakinga, fahakingana, hakingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31