|
|
|
|

Teny iditra1  fahamaizana
Fototeny  2 may
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled) [2.996.en#3.10.6]
Ohatra  5  Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p. [2.424#]
6  inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao? [4.27#]
7  fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. [2.996#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12