Entry (1/5) | 1 may |
Root | 2 hay |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe [1.1] |
Explanations in English |
5 on fire [1.2, 1.7] 6 burning [1.2] 7 burnt [1.7] |
Explanations in French |
8 brûlure brûlé [1.3#418] 9 qui brûle [1.8] |
Examples |
10 may hoatry ny nodoran'afo ny fony.
[2.324]
11 may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] 12 may omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier) [1.3#418] 13 Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] |
Derivatives |
|
All compound words | 17 20 combinations of this word |
Entry (2/5) | 18 may |
Root | 19 hay |
Part of speech | 20 adjective |
Explanations in Malagasy |
21 Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy [1.1] |
Explanations in English |
22 in a hurry, impatient [1.7] |
Explanations in French |
23 pressé [1.3#418, 1.8] |
Examples |
24 may aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
[1.3#418]
|
Derivatives |
|
All compound words | 27 3 combinations of this word |
Entry (3/5) | 28 may |
Root | 29 hay |
Part of speech | 30 adjective |
Explanations in Malagasy |
31 Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala [1.1] |
Explanations in French |
32 embarrassé [1.3#418, 1.8] |
Examples |
33 may aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
[1.3#418]
|
Derivatives |
|
Entry (4/5) | 35 may
![]() |
Part of speech | 36 active verb |
Explanations in English |
37 mety manao; mahazo manao; enga, anie [1.17] |
Entry (5/5) | 38 May
![]() |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in English |
40 volana fahadimy amin' ny taona [1.17] |
Vocabulary | 41 Time |
Anagrams | 42 amy, 43 ima, 44 may, 45 mia |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |