|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahamaizinana |
| Fototeny | 2 maizina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 darkness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'obscurité
[1.3] 6 obscurité, ténèbres [1.8] |
| Ohatra |
7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324]
8 Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#] |
| Tovy hevitra | 9 hamaizinana |
| Kamban-teny rehetra | 10 fahamaizinan-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|