|
|
|
|

Teny iditra1  hamaizinana
Fototeny  2 maizina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fisiana hazavana, haizina: Mirepirepy rehefa mandeha amin' ny alina noho ny hamaizinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'obscurité [1.3]
Tovy hevitra  6 fahamaizinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12